plt_tn/dan/12/07.md

1.2 KiB

lehilahy miakanjo rongony fotsy

DH: "ilay lehilahy izay nitafy rongony fotsy" na "ilay anjely izay nitafy rongony fotsy."

ambonin'ny ony

Mety ho dikany ny hoe 1) ilay lehilahy niakanjo rongony fotsy dia teo ambonin'ny ony na 2) ilay lehilahy dia lavitry ny fiambonian'ny ony.

ilay iray izay velona mandrakizay

"Andriamanitra, izay velona mandrakizay"

ho fotoana iray, fotoana roa, sy atsasam-potoana izany

Ny tsara indrindra dia ny mamela izany hifangaro toy ny tany am-piandohana. Raha tsy maintsy hisafidy teboka hiaingana ianao, ny telo taona sy tapany dia mety ho niantomboka tamin'ny hetsika ao amin'ny 12:1

fotoana iray, fotoana roa, sy atsasam-potoana

"telo taona sy tapany" (UDB). Ireo "fotoana" ireo dia matetika takatra amin'ny filazana azy ho taona. Iray sy roa ary antsasany mira telo sy tapany.

ho tanteraka avokoa ireo zavatra rehetra ireo.

DH: "ireo zavatra rehetra ireo dia tsy maintsy hitranga"

ireo zavatra rehetra ireo

Tamin'ny fotoana niresahan'ilay lehilahy niakanjo rongony fotsy tamin'i Daniela, dia tsy nisy tamin'ireo hetsika tao amin'ny fahitana nitranga. Ilazana ny hetsika ao amin'ny 12:1 izany, ary mety ho tafiditra ao ny hetsika tamin'ny fahitana ao amin'ny toko faha 11.