plt_tn/dan/12/07.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# lehilahy miakanjo rongony fotsy
DH: "ilay lehilahy izay nitafy rongony fotsy" na "ilay anjely izay nitafy rongony fotsy."
# ambonin'ny ony
Mety ho dikany ny hoe 1) ilay lehilahy niakanjo rongony fotsy dia teo ambonin'ny ony na 2) ilay lehilahy dia lavitry ny fiambonian'ny ony.
# ilay iray izay velona mandrakizay
"Andriamanitra, izay velona mandrakizay"
# ho fotoana iray, fotoana roa, sy atsasam-potoana izany
Ny tsara indrindra dia ny mamela izany hifangaro toy ny tany am-piandohana. Raha tsy maintsy hisafidy teboka hiaingana ianao, ny telo taona sy tapany dia mety ho niantomboka tamin'ny hetsika ao amin'ny 12:1
# fotoana iray, fotoana roa, sy atsasam-potoana
"telo taona sy tapany" (UDB). Ireo "fotoana" ireo dia matetika takatra amin'ny filazana azy ho taona. Iray sy roa ary antsasany mira telo sy tapany.
# ho tanteraka avokoa ireo zavatra rehetra ireo.
DH: "ireo zavatra rehetra ireo dia tsy maintsy hitranga"
# ireo zavatra rehetra ireo
Tamin'ny fotoana niresahan'ilay lehilahy niakanjo rongony fotsy tamin'i Daniela, dia tsy nisy tamin'ireo hetsika tao amin'ny fahitana nitranga. Ilazana ny hetsika ao amin'ny 12:1 izany, ary mety ho tafiditra ao ny hetsika tamin'ny fahitana ao amin'ny toko faha 11.