plt_tn/dan/11/42.md

711 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia mbola momban'ny mpanjakan'ny Avaratra.

Haninjitra ny tanany amin'ireo tany izy

Eto ny "tanana" dia maneho hery sy fanapahana. DH: "Hanitatra ny fanapahany amin'ny tany isan-karazany izy."

amin'ireo tany

Eto ny heviny dia hoe tany maro na tany isan-karazany.

tsy havotana ny tany Egypta

Afaka atao tso-drafitra izany. DH: "tsy ho avotra ny tany Egypta"

ho eo an-tongony ireo Lybiana sy ireo Etiopiana

Eto ny "tongotra" dia maneho fanekena. DH: "Tsy maintsy hanompo azy ireo Lybiana sy ireo Etiopiana."

Lybiana sy ireo Etiopiana

"ny vahoakan'i Lybia sy Etiopia". Lybia dia firenena andrefan'i Egypta, ary i Etiopia dia firenena Atsimon'i Egypta.