plt_tn/dan/11/42.md

24 lines
711 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity dia mbola momban'ny mpanjakan'ny Avaratra.
# Haninjitra ny tanany amin'ireo tany izy
Eto ny "tanana" dia maneho hery sy fanapahana. DH: "Hanitatra ny fanapahany amin'ny tany isan-karazany izy."
# amin'ireo tany
Eto ny heviny dia hoe tany maro na tany isan-karazany.
# tsy havotana ny tany Egypta
Afaka atao tso-drafitra izany. DH: "tsy ho avotra ny tany Egypta"
# ho eo an-tongony ireo Lybiana sy ireo Etiopiana
Eto ny "tongotra" dia maneho fanekena. DH: "Tsy maintsy hanompo azy ireo Lybiana sy ireo Etiopiana."
# Lybiana sy ireo Etiopiana
"ny vahoakan'i Lybia sy Etiopia". Lybia dia firenena andrefan'i Egypta, ary i Etiopia dia firenena Atsimon'i Egypta.