# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia mbola momban'ny mpanjakan'ny Avaratra. # Haninjitra ny tanany amin'ireo tany izy Eto ny "tanana" dia maneho hery sy fanapahana. DH: "Hanitatra ny fanapahany amin'ny tany isan-karazany izy." # amin'ireo tany Eto ny heviny dia hoe tany maro na tany isan-karazany. # tsy havotana ny tany Egypta Afaka atao tso-drafitra izany. DH: "tsy ho avotra ny tany Egypta" # ho eo an-tongony ireo Lybiana sy ireo Etiopiana Eto ny "tongotra" dia maneho fanekena. DH: "Tsy maintsy hanompo azy ireo Lybiana sy ireo Etiopiana." # Lybiana sy ireo Etiopiana "ny vahoakan'i Lybia sy Etiopia". Lybia dia firenena andrefan'i Egypta, ary i Etiopia dia firenena Atsimon'i Egypta.