plt_tn/dan/11/38.md

487 B

ny andriamanitry ny fiarovana mafy

Nino angamba ny mpanjaka fa io andriamani-tsy izy io hanampy azy hanafika ny fiarovana mafin'ny vahoaka hafa sy hiarovany ny fananany. DH: "ny andriamanitra izay mitantana ny fiarovana mafy."

fa tsy ireo

Ny teny hoe "ireo" dia ilazana ire andriamanitra voalaza ao amin'ny 11:36.

hozarainy ho valisoa ny tany

Mety ho dikany ny hoe 1)"homeny ho valisoan'ireo mpanara-dia azy ny tany" na 2) hivarotra ny tany amin'ireo mpanara-dia azy ny tany.