# ny andriamanitry ny fiarovana mafy Nino angamba ny mpanjaka fa io andriamani-tsy izy io hanampy azy hanafika ny fiarovana mafin'ny vahoaka hafa sy hiarovany ny fananany. DH: "ny andriamanitra izay mitantana ny fiarovana mafy." # fa tsy ireo Ny teny hoe "ireo" dia ilazana ire andriamanitra voalaza ao amin'ny 11:36. # hozarainy ho valisoa ny tany Mety ho dikany ny hoe 1)"homeny ho valisoan'ireo mpanara-dia azy ny tany" na 2) hivarotra ny tany amin'ireo mpanara-dia azy ny tany.