plt_tn/dan/11/38.md

12 lines
487 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny andriamanitry ny fiarovana mafy
Nino angamba ny mpanjaka fa io andriamani-tsy izy io hanampy azy hanafika ny fiarovana mafin'ny vahoaka hafa sy hiarovany ny fananany. DH: "ny andriamanitra izay mitantana ny fiarovana mafy."
# fa tsy ireo
Ny teny hoe "ireo" dia ilazana ire andriamanitra voalaza ao amin'ny 11:36.
# hozarainy ho valisoa ny tany
Mety ho dikany ny hoe 1)"homeny ho valisoan'ireo mpanara-dia azy ny tany" na 2) hivarotra ny tany amin'ireo mpanara-dia azy ny tany.