plt_tn/dan/11/31.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# Hitsangana ny heriny
"Hitranga ny tafiny" na "hoavy ny tafiny". ny teny hoe "-ny" dia ilazana ny mpanjakan'ny Avaratra.
# ny fiarovana mafin'ny fitoerana masina
"ny fitoerana masina izaynampiasain'ny olona ho toy ny fiarovana mafy"
# Halain'izy ireo ny fanatitra dorana mahazatra
Ny fakàna ny fanatitra dia milaza fampitandremana ny olona amin'ny fanaterana izany. DH: "Hanajanona ny mpisorona amin'ny fanehoana ny fanatitra dorana mahazatra izy ireo."
# ny fahavetavetana izay mahatonga faharavana
Izany dia ilazana ny sampy izay handravana ny tempoly, izany hoe, hahatonga an'Andriamanitra handao ny tempoly. DH: "ny sampy maharikoriko izay mahatonga an'Andriamanitra handao ny tempoly" na "ny zavatra maharikoriko izay mahaloto ny tempoly"
# ratsy fanahy tamin'ny fifanekena
"tsy mankatò amin'ny fomba ratsy ny fanekena"
# fitahiny ireny
"mandresy lahatra azy ireo mba hanao ratsy"
# izay mahalala ny Andriamanitr'izy ireo
Eto ny hoe "mahalala" dia midika hoe "mahatoky". DH: "izay mahatoky amin'Andriamanitr'izy ireo."
# hahery ary hiasa
"hiaritra sy hanohitra azy ireo"