plt_tn/dan/11/31.md

1.1 KiB

Hitsangana ny heriny

"Hitranga ny tafiny" na "hoavy ny tafiny". ny teny hoe "-ny" dia ilazana ny mpanjakan'ny Avaratra.

ny fiarovana mafin'ny fitoerana masina

"ny fitoerana masina izaynampiasain'ny olona ho toy ny fiarovana mafy"

Halain'izy ireo ny fanatitra dorana mahazatra

Ny fakàna ny fanatitra dia milaza fampitandremana ny olona amin'ny fanaterana izany. DH: "Hanajanona ny mpisorona amin'ny fanehoana ny fanatitra dorana mahazatra izy ireo."

ny fahavetavetana izay mahatonga faharavana

Izany dia ilazana ny sampy izay handravana ny tempoly, izany hoe, hahatonga an'Andriamanitra handao ny tempoly. DH: "ny sampy maharikoriko izay mahatonga an'Andriamanitra handao ny tempoly" na "ny zavatra maharikoriko izay mahaloto ny tempoly"

ratsy fanahy tamin'ny fifanekena

"tsy mankatò amin'ny fomba ratsy ny fanekena"

fitahiny ireny

"mandresy lahatra azy ireo mba hanao ratsy"

izay mahalala ny Andriamanitr'izy ireo

Eto ny hoe "mahalala" dia midika hoe "mahatoky". DH: "izay mahatoky amin'Andriamanitr'izy ireo."

hahery ary hiasa

"hiaritra sy hanohitra azy ireo"