# Hitsangana ny heriny "Hitranga ny tafiny" na "hoavy ny tafiny". ny teny hoe "-ny" dia ilazana ny mpanjakan'ny Avaratra. # ny fiarovana mafin'ny fitoerana masina "ny fitoerana masina izaynampiasain'ny olona ho toy ny fiarovana mafy" # Halain'izy ireo ny fanatitra dorana mahazatra Ny fakàna ny fanatitra dia milaza fampitandremana ny olona amin'ny fanaterana izany. DH: "Hanajanona ny mpisorona amin'ny fanehoana ny fanatitra dorana mahazatra izy ireo." # ny fahavetavetana izay mahatonga faharavana Izany dia ilazana ny sampy izay handravana ny tempoly, izany hoe, hahatonga an'Andriamanitra handao ny tempoly. DH: "ny sampy maharikoriko izay mahatonga an'Andriamanitra handao ny tempoly" na "ny zavatra maharikoriko izay mahaloto ny tempoly" # ratsy fanahy tamin'ny fifanekena "tsy mankatò amin'ny fomba ratsy ny fanekena" # fitahiny ireny "mandresy lahatra azy ireo mba hanao ratsy" # izay mahalala ny Andriamanitr'izy ireo Eto ny hoe "mahalala" dia midika hoe "mahatoky". DH: "izay mahatoky amin'Andriamanitr'izy ireo." # hahery ary hiasa "hiaritra sy hanohitra azy ireo"