plt_tn/dan/11/23.md

431 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.

Amin'ny fotoana izay hanaovana fifanarahana miaraka aminy

DH: "Raha misy mpitondra hafa manao fifanaraham-pihavanana miaraka aminy"

Hampiely amin'ireo mpanaradia azy

"hizarazara amin'ny mpanaraka azy"

ireo voasambotra, ireo babo, ary ireo harena

"ireo zava-tsarobidy izay nalainy niaraka tamin'ny tafiny tamin'ireo olona resin'izy ireo."