# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely. # Amin'ny fotoana izay hanaovana fifanarahana miaraka aminy DH: "Raha misy mpitondra hafa manao fifanaraham-pihavanana miaraka aminy" # Hampiely amin'ireo mpanaradia azy "hizarazara amin'ny mpanaraka azy" # ireo voasambotra, ireo babo, ary ireo harena "ireo zava-tsarobidy izay nalainy niaraka tamin'ny tafiny tamin'ireo olona resin'izy ireo."