plt_tn/dan/11/23.md

16 lines
431 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.
# Amin'ny fotoana izay hanaovana fifanarahana miaraka aminy
DH: "Raha misy mpitondra hafa manao fifanaraham-pihavanana miaraka aminy"
# Hampiely amin'ireo mpanaradia azy
"hizarazara amin'ny mpanaraka azy"
# ireo voasambotra, ireo babo, ary ireo harena
"ireo zava-tsarobidy izay nalainy niaraka tamin'ny tafiny tamin'ireo olona resin'izy ireo."