plt_tn/dan/11/14.md

16 lines
424 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.
# maro no hitsangana hanohitra ny mpanjaka
Eto ny hevitry ny fisandratana dia maneha fikomiana. DH: "maro ny olona hikomy hanohitra ny mpanjaka"
# Zanaka mpisetrasetra
Io fanehoan-kevitra io dia ilazana ny olona mahery setra.
# ho tafintohina izy ireo
Eto ny fahatafintohinana dia maneho ny tsy fahombiazana. DH: "tsy nahomby izy ireo."