# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely. # maro no hitsangana hanohitra ny mpanjaka Eto ny hevitry ny fisandratana dia maneha fikomiana. DH: "maro ny olona hikomy hanohitra ny mpanjaka" # Zanaka mpisetrasetra Io fanehoan-kevitra io dia ilazana ny olona mahery setra. # ho tafintohina izy ireo Eto ny fahatafintohinana dia maneho ny tsy fahombiazana. DH: "tsy nahomby izy ireo."