plt_tn/dan/11/14.md

424 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.

maro no hitsangana hanohitra ny mpanjaka

Eto ny hevitry ny fisandratana dia maneha fikomiana. DH: "maro ny olona hikomy hanohitra ny mpanjaka"

Zanaka mpisetrasetra

Io fanehoan-kevitra io dia ilazana ny olona mahery setra.

ho tafintohina izy ireo

Eto ny fahatafintohinana dia maneho ny tsy fahombiazana. DH: "tsy nahomby izy ireo."