plt_tn/dan/11/11.md

24 lines
669 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.
# Hanangana tafika goavana
"hamondrona tafika goavana"
# hatolotra eo an-tanany ny tafika
Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny fanara-mason'ny mpanjakan'ny Atsimo. DH: "Hampanolo-batana ny tafika amin'ny mpanjakan'ny Atsimo ny mpanjaka"
# hisandratra
Ny fisandratana dia maneho ny hevitra hoe lasa mirehareha fatratra. DH: "ho tonga mirehareha fatratra."
# handavo an'alinalina izy
Eto ny fahalavoana dia maneho ny fahafatesana an'ady. DH: "hahatonga ny tafiny hamono an'arivony maro ny fahavalony" na "hamono an'arivony maro amin'ireo fahavalony"
# an'alinalina
"an'arivony maro"