plt_tn/dan/11/11.md

669 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.

Hanangana tafika goavana

"hamondrona tafika goavana"

hatolotra eo an-tanany ny tafika

Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny fanara-mason'ny mpanjakan'ny Atsimo. DH: "Hampanolo-batana ny tafika amin'ny mpanjakan'ny Atsimo ny mpanjaka"

hisandratra

Ny fisandratana dia maneho ny hevitra hoe lasa mirehareha fatratra. DH: "ho tonga mirehareha fatratra."

handavo an'alinalina izy

Eto ny fahalavoana dia maneho ny fahafatesana an'ady. DH: "hahatonga ny tafiny hamono an'arivony maro ny fahavalony" na "hamono an'arivony maro amin'ireo fahavalony"

an'alinalina

"an'arivony maro"