# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely. # Hanangana tafika goavana "hamondrona tafika goavana" # hatolotra eo an-tanany ny tafika Eto ny hoe "tanana" dia maneho ny fanara-mason'ny mpanjakan'ny Atsimo. DH: "Hampanolo-batana ny tafika amin'ny mpanjakan'ny Atsimo ny mpanjaka" # hisandratra Ny fisandratana dia maneho ny hevitra hoe lasa mirehareha fatratra. DH: "ho tonga mirehareha fatratra." # handavo an'alinalina izy Eto ny fahalavoana dia maneho ny fahafatesana an'ady. DH: "hahatonga ny tafiny hamono an'arivony maro ny fahavalony" na "hamono an'arivony maro amin'ireo fahavalony" # an'alinalina "an'arivony maro"