plt_tn/dan/11/07.md

24 lines
799 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.
# rantsana avy amin'ireo fakany
Io fianakaviana io dia noharina tamin'ny hazo. Ny faka dia maneho ireo razambe, ary ireo rantsana dia maneho ny taranaka. DH: "taranaky ny razambeny" na "iray amin'ireo taranany".
# ireo fakany
Ny teny hoe "-ny" dia ilazanay ny zanaky ny mpanjakan'ny Atsimo ao amin'ny 11:5.
# Hanafika ny tafika izy
Ny teny hoe "izy" dia ilazana ireo taranany, ary eto dia ilazana ihany koa ny tafiny izany. DH: "Hanafika ny tafiky mpanjakan'ny Avaratra izy sy ny tafiny"
# Hiady amin'izy ireo izy
Eto ny hoe "izy ireo" dia manambara ireo miaramilan'ny tafika fahavalo. DH: "Hiady amin'ny miaramilan'ny fahavalo izy"
# saingy hiala izy
Ny teny hoe "izy" dia ilazana ny mpanjakan'ny Avaratra.