# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely. # rantsana avy amin'ireo fakany Io fianakaviana io dia noharina tamin'ny hazo. Ny faka dia maneho ireo razambe, ary ireo rantsana dia maneho ny taranaka. DH: "taranaky ny razambeny" na "iray amin'ireo taranany". # ireo fakany Ny teny hoe "-ny" dia ilazanay ny zanaky ny mpanjakan'ny Atsimo ao amin'ny 11:5. # Hanafika ny tafika izy Ny teny hoe "izy" dia ilazana ireo taranany, ary eto dia ilazana ihany koa ny tafiny izany. DH: "Hanafika ny tafiky mpanjakan'ny Avaratra izy sy ny tafiny" # Hiady amin'izy ireo izy Eto ny hoe "izy ireo" dia manambara ireo miaramilan'ny tafika fahavalo. DH: "Hiady amin'ny miaramilan'ny fahavalo izy" # saingy hiala izy Ny teny hoe "izy" dia ilazana ny mpanjakan'ny Avaratra.