plt_tn/dan/11/07.md

799 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy miresaka amin'i Daniela ny anjely.

rantsana avy amin'ireo fakany

Io fianakaviana io dia noharina tamin'ny hazo. Ny faka dia maneho ireo razambe, ary ireo rantsana dia maneho ny taranaka. DH: "taranaky ny razambeny" na "iray amin'ireo taranany".

ireo fakany

Ny teny hoe "-ny" dia ilazanay ny zanaky ny mpanjakan'ny Atsimo ao amin'ny 11:5.

Hanafika ny tafika izy

Ny teny hoe "izy" dia ilazana ireo taranany, ary eto dia ilazana ihany koa ny tafiny izany. DH: "Hanafika ny tafiky mpanjakan'ny Avaratra izy sy ny tafiny"

Hiady amin'izy ireo izy

Eto ny hoe "izy ireo" dia manambara ireo miaramilan'ny tafika fahavalo. DH: "Hiady amin'ny miaramilan'ny fahavalo izy"

saingy hiala izy

Ny teny hoe "izy" dia ilazana ny mpanjakan'ny Avaratra.