plt_tn/dan/10/12.md

20 lines
590 B
Markdown

# nahafantaranao izany tao an-tsainao
"natao hahatakatra ny fahitana ianao"
# dia efa re ny teninao
DH: "Ren'Andriamanitra ireo teninao"
# andriandahy
Eto dia milaza ny fanahy izay manana ny fahefana amin'ny olon'ny firenena izany. DH: "fanahin'andriandahy"
# mpanjakan'ny Persia
Mety hilaza ireo karazana mpanjaka izay niteonga teo amin'ireo firenena teo amin'ny fanjakan'ny Persiana izany, sy ireo izay tsy maintsy nankatò ny mpanjakan'ny Persia
# Mikaela, anankiray amin'ireo andriana lehibe
"Mikaela, iray tamin'ireo lehiben'ny anjely" na "Mikaela, iray tamin'ireo arkanjely"