# nahafantaranao izany tao an-tsainao "natao hahatakatra ny fahitana ianao" # dia efa re ny teninao DH: "Ren'Andriamanitra ireo teninao" # andriandahy Eto dia milaza ny fanahy izay manana ny fahefana amin'ny olon'ny firenena izany. DH: "fanahin'andriandahy" # mpanjakan'ny Persia Mety hilaza ireo karazana mpanjaka izay niteonga teo amin'ireo firenena teo amin'ny fanjakan'ny Persiana izany, sy ireo izay tsy maintsy nankatò ny mpanjakan'ny Persia # Mikaela, anankiray amin'ireo andriana lehibe "Mikaela, iray tamin'ireo lehiben'ny anjely" na "Mikaela, iray tamin'ireo arkanjely"