plt_tn/dan/10/12.md

590 B

nahafantaranao izany tao an-tsainao

"natao hahatakatra ny fahitana ianao"

dia efa re ny teninao

DH: "Ren'Andriamanitra ireo teninao"

andriandahy

Eto dia milaza ny fanahy izay manana ny fahefana amin'ny olon'ny firenena izany. DH: "fanahin'andriandahy"

mpanjakan'ny Persia

Mety hilaza ireo karazana mpanjaka izay niteonga teo amin'ireo firenena teo amin'ny fanjakan'ny Persiana izany, sy ireo izay tsy maintsy nankatò ny mpanjakan'ny Persia

Mikaela, anankiray amin'ireo andriana lehibe

"Mikaela, iray tamin'ireo lehiben'ny anjely" na "Mikaela, iray tamin'ireo arkanjely"