plt_tn/dan/10/10.md

12 lines
377 B
Markdown

# Nisy tanana nikasika ahy
Midika sarin-teny izany, hoe ny tanan'ny olona dia maneho izany olona izany, mety ho ilay olona hitan'i Daniela ao amin'ny 10:4. DH: "Nisy olona nikasika ahy tamin'ny tanany"
# Ry Daniela, lehilahy nohindrahindraina fatratra
DH: "Ry Daniela, ianao izay tena nahindrahindran''Andriamanitra"
# nohindrahindraina fatratra
sarobidy be ary notiavina