# Nisy tanana nikasika ahy Midika sarin-teny izany, hoe ny tanan'ny olona dia maneho izany olona izany, mety ho ilay olona hitan'i Daniela ao amin'ny 10:4. DH: "Nisy olona nikasika ahy tamin'ny tanany" # Ry Daniela, lehilahy nohindrahindraina fatratra DH: "Ry Daniela, ianao izay tena nahindrahindran''Andriamanitra" # nohindrahindraina fatratra sarobidy be ary notiavina