plt_tn/dan/10/10.md

377 B

Nisy tanana nikasika ahy

Midika sarin-teny izany, hoe ny tanan'ny olona dia maneho izany olona izany, mety ho ilay olona hitan'i Daniela ao amin'ny 10:4. DH: "Nisy olona nikasika ahy tamin'ny tanany"

Ry Daniela, lehilahy nohindrahindraina fatratra

DH: "Ry Daniela, ianao izay tena nahindrahindran''Andriamanitra"

nohindrahindraina fatratra

sarobidy be ary notiavina