plt_tn/dan/09/27.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown

# Hanamafy izy... hampitsahatra izy
Ilazana ny fitondrana ho avy izany izay handrava ilay voahosotra.
# fito iray... amin'ny fisasahan'ny fito
Eto ny hoe "fito" dia ampiasaina hilazana ny fotoan'ny fito taona.
# hampitsahatra
"mijanona" na "miato"
# ny sorona sy fanatitra
Ireo teny ireo dia midika zavatra mitovy. Ny famerenana izany dia ny mba hampisehoana fa ny mpitondra dia hisoroka ny karazana sorona rehetra. DH: "ny endriky ny sorona rehetra" na "ny karazana sorona rehetra"
# ny elatry ny fahavetavetana
Mety hilazana ireo drafitra fiarovana eo an-tendron'ireo rindrin'ny tempoly izany, izay nantsoina hoe "fahavetavetana" satria feno sampy izy ireo. DH: "Ireo rindrin'ny tempoly izay feno fahavetavetana"
# ny olona izay hanao fandravana
"olona izay handrava tanteraka"
# Ny fiafarana tanteraka sy ny fahapotehana dia nambara fa haidina
DH: "Nandidy Andriamanitra fa hampidina fiafarana tanteraka sy fanhapotehana Izy."
# Ny fiafarana tanteraka sy fahapotehana
Ireo teny na fanambarana roa ireo dia mitovy. Mampisongadina izy ireo ho fa matotra sy ho feno ny fahapotehana. DH:" Fahapotehana tanteraka"
# izay mpandrava
"ny olona izay nahatonga ny fahapotehana"