plt_tn/dan/09/27.md

1.2 KiB

Hanamafy izy... hampitsahatra izy

Ilazana ny fitondrana ho avy izany izay handrava ilay voahosotra.

fito iray... amin'ny fisasahan'ny fito

Eto ny hoe "fito" dia ampiasaina hilazana ny fotoan'ny fito taona.

hampitsahatra

"mijanona" na "miato"

ny sorona sy fanatitra

Ireo teny ireo dia midika zavatra mitovy. Ny famerenana izany dia ny mba hampisehoana fa ny mpitondra dia hisoroka ny karazana sorona rehetra. DH: "ny endriky ny sorona rehetra" na "ny karazana sorona rehetra"

ny elatry ny fahavetavetana

Mety hilazana ireo drafitra fiarovana eo an-tendron'ireo rindrin'ny tempoly izany, izay nantsoina hoe "fahavetavetana" satria feno sampy izy ireo. DH: "Ireo rindrin'ny tempoly izay feno fahavetavetana"

ny olona izay hanao fandravana

"olona izay handrava tanteraka"

Ny fiafarana tanteraka sy ny fahapotehana dia nambara fa haidina

DH: "Nandidy Andriamanitra fa hampidina fiafarana tanteraka sy fanhapotehana Izy."

Ny fiafarana tanteraka sy fahapotehana

Ireo teny na fanambarana roa ireo dia mitovy. Mampisongadina izy ireo ho fa matotra sy ho feno ny fahapotehana. DH:" Fahapotehana tanteraka"

izay mpandrava

"ny olona izay nahatonga ny fahapotehana"