plt_tn/dan/09/22.md

466 B

halalin-tsaina sy fahazavan-tsaina

Ny teny hoe "halalin-tsaina" sy "fahazavan-tsaina" dia midika zavatra mitovy ary manasongadina fa i Gabriela dia hanampy an'i Daniela mba hahazo tanteraka ny hafatra.

nomena ny baiko

DH: "Andriamanitra dia nanome ny baiko"

tsarovy izao teny izao

Eto ny hoe "teny" dia ilazana ny hafatra manontolo. DH: "Mieritrereta momba izany hafatra izany"

ny fanambarana

Milaza indray ny faminaniana ao amin'ny Jeremia 9:1 izany