# halalin-tsaina sy fahazavan-tsaina Ny teny hoe "halalin-tsaina" sy "fahazavan-tsaina" dia midika zavatra mitovy ary manasongadina fa i Gabriela dia hanampy an'i Daniela mba hahazo tanteraka ny hafatra. # nomena ny baiko DH: "Andriamanitra dia nanome ny baiko" # tsarovy izao teny izao Eto ny hoe "teny" dia ilazana ny hafatra manontolo. DH: "Mieritrereta momba izany hafatra izany" # ny fanambarana Milaza indray ny faminaniana ao amin'ny Jeremia 9:1 izany