plt_tn/dan/09/22.md

16 lines
466 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# halalin-tsaina sy fahazavan-tsaina
Ny teny hoe "halalin-tsaina" sy "fahazavan-tsaina" dia midika zavatra mitovy ary manasongadina fa i Gabriela dia hanampy an'i Daniela mba hahazo tanteraka ny hafatra.
# nomena ny baiko
DH: "Andriamanitra dia nanome ny baiko"
# tsarovy izao teny izao
Eto ny hoe "teny" dia ilazana ny hafatra manontolo. DH: "Mieritrereta momba izany hafatra izany"
# ny fanambarana
Milaza indray ny faminaniana ao amin'ny Jeremia 9:1 izany