plt_tn/dan/09/20.md

24 lines
819 B
Markdown

# Israely vahoakako
"Ny vahoakan'Israely izay ahy"
# ny tendrombohitra masin'Andriamanitra
Mety hoe masina ny tendrombohitra nohon'ny tempoly. DH: "ny tendrombohitra izay misy ny tempolin'Andriamanitra."
# ilay lehilahy Gabriela
Io ihany ilay anjely Gabriela izay niseho tamin'ny endriky ny olona ao amin'ny 8:15. DH: "Gabriela, izay niendrika toy ny olona"
# tao amin'ny fahitana voalohany
Mety ilazana ny fahitana voalohana azon'i Daniela tamin'izy nifoha izany. DH: "tao amin'ny fahitana teo aloha." na "tamin'ny fahitana hitako teo aloha" na "tamin'ny fahitana teo aloha"
# nanidina teo amiko tamin'ny fanidinana haingam-pandeha
"nanidina haingana teo amiko"
# tamin'ny fotoan'ny fanatitra hariva
Ny vahoaka Jiosy dia nanao sorona ho an'Andriamanitra oisaky ny hariva vantany vao milentika ny masoandro.