# Israely vahoakako "Ny vahoakan'Israely izay ahy" # ny tendrombohitra masin'Andriamanitra Mety hoe masina ny tendrombohitra nohon'ny tempoly. DH: "ny tendrombohitra izay misy ny tempolin'Andriamanitra." # ilay lehilahy Gabriela Io ihany ilay anjely Gabriela izay niseho tamin'ny endriky ny olona ao amin'ny 8:15. DH: "Gabriela, izay niendrika toy ny olona" # tao amin'ny fahitana voalohany Mety ilazana ny fahitana voalohana azon'i Daniela tamin'izy nifoha izany. DH: "tao amin'ny fahitana teo aloha." na "tamin'ny fahitana hitako teo aloha" na "tamin'ny fahitana teo aloha" # nanidina teo amiko tamin'ny fanidinana haingam-pandeha "nanidina haingana teo amiko" # tamin'ny fotoan'ny fanatitra hariva Ny vahoaka Jiosy dia nanao sorona ho an'Andriamanitra oisaky ny hariva vantany vao milentika ny masoandro.