plt_tn/dan/09/20.md

819 B

Israely vahoakako

"Ny vahoakan'Israely izay ahy"

ny tendrombohitra masin'Andriamanitra

Mety hoe masina ny tendrombohitra nohon'ny tempoly. DH: "ny tendrombohitra izay misy ny tempolin'Andriamanitra."

ilay lehilahy Gabriela

Io ihany ilay anjely Gabriela izay niseho tamin'ny endriky ny olona ao amin'ny 8:15. DH: "Gabriela, izay niendrika toy ny olona"

tao amin'ny fahitana voalohany

Mety ilazana ny fahitana voalohana azon'i Daniela tamin'izy nifoha izany. DH: "tao amin'ny fahitana teo aloha." na "tamin'ny fahitana hitako teo aloha" na "tamin'ny fahitana teo aloha"

nanidina teo amiko tamin'ny fanidinana haingam-pandeha

"nanidina haingana teo amiko"

tamin'ny fotoan'ny fanatitra hariva

Ny vahoaka Jiosy dia nanao sorona ho an'Andriamanitra oisaky ny hariva vantany vao milentika ny masoandro.