plt_tn/dan/09/15.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown

# tamin'ny tanana mahery
Eto ny hoe "tanana mahery" dia sarin-teny ho an'ny tanjaka. DH: "amin-tanjaka lehibe"
# efa nanao anarana fanta-daza ho an'ny tenanao Ianao, toy izao andro anio izao
"nahatonga ny olona hahalala ny halebiazanao Ianao, toy ny ataonao androany"
# mbola nanota ihany izahay; efa nanao ireo zava-dratsy izahay
Ireo fehezanteny ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary miaraka ampiasaina mba hampisongadinana ny haratsian'ny ota.
# nanota ihany izahay; efa nanao ireo zava-dratsy
I Daniela sy Israely no nanota ary nanao zava-dratsy, fa tsy tafiditra ao anatin'ny hoe "izahay" Andriamanitra.
# ny hatezeranao sy ny fahaviniranao
Ny teny hoe "fatezerana" sy "fahavinirana" dia midika zavatra mitovy ary mampisongadina fa mahatsiravina ny fahatezeran'Andriamanitra rehefa mihetsika amin'izany Izy.
# ilay tendrombohitrao masina
Io tendrombohitra io dia mety hoe masina satria ao ny tempolin'Andriamanitra. DH: "ny tendrombohitra izay mlisy ny tempolinao masina"
# ireo fahotanay... ireo razambenay
Eto ny hoe "-nay" dia ilazana an'Israely sy Daniela, fa an'Andriamanitra.
# antom-pahafam-baraka
"anton'ny tsy fanajana"