# tamin'ny tanana mahery Eto ny hoe "tanana mahery" dia sarin-teny ho an'ny tanjaka. DH: "amin-tanjaka lehibe" # efa nanao anarana fanta-daza ho an'ny tenanao Ianao, toy izao andro anio izao "nahatonga ny olona hahalala ny halebiazanao Ianao, toy ny ataonao androany" # mbola nanota ihany izahay; efa nanao ireo zava-dratsy izahay Ireo fehezanteny ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary miaraka ampiasaina mba hampisongadinana ny haratsian'ny ota. # nanota ihany izahay; efa nanao ireo zava-dratsy I Daniela sy Israely no nanota ary nanao zava-dratsy, fa tsy tafiditra ao anatin'ny hoe "izahay" Andriamanitra. # ny hatezeranao sy ny fahaviniranao Ny teny hoe "fatezerana" sy "fahavinirana" dia midika zavatra mitovy ary mampisongadina fa mahatsiravina ny fahatezeran'Andriamanitra rehefa mihetsika amin'izany Izy. # ilay tendrombohitrao masina Io tendrombohitra io dia mety hoe masina satria ao ny tempolin'Andriamanitra. DH: "ny tendrombohitra izay mlisy ny tempolinao masina" # ireo fahotanay... ireo razambenay Eto ny hoe "-nay" dia ilazana an'Israely sy Daniela, fa an'Andriamanitra. # antom-pahafam-baraka "anton'ny tsy fanajana"