forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
852 B
Markdown
24 lines
852 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mitohy mivavaka amin'ny Tompo momba ny vahoaka Israely i Daniela.
|
|
|
|
# An'ny Tompo Andriamanitray ny fangoram-po sy ny famelan-keloka
|
|
|
|
Ny fanana ireo toertra ireo dia toa manambara fa an'ny Tompo izay ireo. DH: "Ny Tompo Andriamanitsika dia mangoraka am-po sy mamela heloka"
|
|
|
|
# Izahay dia tsy nankatò ny feon'i Yaveh Andriamanitray
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "feo" dia ilazana ireo didy izay nolazain'i Yaveh. DH: "Tsy nankatò izay nolazain'i Yaveh hataonay izahay"
|
|
|
|
# niala
|
|
|
|
Ny teny hoe "niala" dia midika fa nijanona tamin'ny fankatoavana ireo lalàn'Andriamanitra i Israely.
|
|
|
|
# izay voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy
|
|
|
|
DH: "nosoratan'i Mosesy ao amin'ny lalàna ny momba izany"
|
|
|
|
# efa naidina taminay
|
|
|
|
Ny fahabetsahan'ny ozona sy ny fianianana dia lazaina ho toy ny hoe naidina tahaka ny rano. DH: "nentinao ho anay"
|