plt_tn/dan/09/09.md

852 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy mivavaka amin'ny Tompo momba ny vahoaka Israely i Daniela.

An'ny Tompo Andriamanitray ny fangoram-po sy ny famelan-keloka

Ny fanana ireo toertra ireo dia toa manambara fa an'ny Tompo izay ireo. DH: "Ny Tompo Andriamanitsika dia mangoraka am-po sy mamela heloka"

Izahay dia tsy nankatò ny feon'i Yaveh Andriamanitray

Eto ny teny hoe "feo" dia ilazana ireo didy izay nolazain'i Yaveh. DH: "Tsy nankatò izay nolazain'i Yaveh hataonay izahay"

niala

Ny teny hoe "niala" dia midika fa nijanona tamin'ny fankatoavana ireo lalàn'Andriamanitra i Israely.

izay voasoratra ao amin'ny lalàn'i Mosesy

DH: "nosoratan'i Mosesy ao amin'ny lalàna ny momba izany"

efa naidina taminay

Ny fahabetsahan'ny ozona sy ny fianianana dia lazaina ho toy ny hoe naidina tahaka ny rano. DH: "nentinao ho anay"