plt_tn/dan/09/05.md

28 lines
963 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy mivavaka amin'ny Tompo momba ny vahoaka Israely i Daniela.
# Efa nanota izahay ary efa nanao ny tsy mety
Ireo andian-teny ireo dia manambara hevitra iray amin'ny fomba roa samy hafa mba ho fampisongadinana.
# Efa nanao fitondra-tena ratsy sy nikomy izahay
Ireo andian-teny ireo dia manambara hevitra iray amin'ny fomba roa samy hafa mba ho fampisongadinana.
# ny didinao sy ireo fitsipikao
Ny teny hoe "didy" sy "fitsipika" dia mizaraha hevitra mitovy ary ilazana ny lalàna manontolo.
# Tsy nihaino ireo mpanomponao izahay
Eto ny hoe "tsy nihaino" dia midika fa tsy nankatò ny hafatr'izy ireo. DH: "Tsy nankatò ny hafatr'ireo mpaminaninao izahay"
# izay niteny tamin'ny anaranao
Eto ny hoe "anarana" dia ilazana ny fahefan'Andriamanitra. DH: "niteny tamin'ny fahefanao" na "niteny toy ny solotenanao"
# ireo vahoakan'ny tany
Eto ny hoe "tany" dia ilazana an'i Israely. DH: "Ny vahoaka Israelita" (UDB)