plt_tn/dan/09/05.md

963 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy mivavaka amin'ny Tompo momba ny vahoaka Israely i Daniela.

Efa nanota izahay ary efa nanao ny tsy mety

Ireo andian-teny ireo dia manambara hevitra iray amin'ny fomba roa samy hafa mba ho fampisongadinana.

Efa nanao fitondra-tena ratsy sy nikomy izahay

Ireo andian-teny ireo dia manambara hevitra iray amin'ny fomba roa samy hafa mba ho fampisongadinana.

ny didinao sy ireo fitsipikao

Ny teny hoe "didy" sy "fitsipika" dia mizaraha hevitra mitovy ary ilazana ny lalàna manontolo.

Tsy nihaino ireo mpanomponao izahay

Eto ny hoe "tsy nihaino" dia midika fa tsy nankatò ny hafatr'izy ireo. DH: "Tsy nankatò ny hafatr'ireo mpaminaninao izahay"

izay niteny tamin'ny anaranao

Eto ny hoe "anarana" dia ilazana ny fahefan'Andriamanitra. DH: "niteny tamin'ny fahefanao" na "niteny toy ny solotenanao"

ireo vahoakan'ny tany

Eto ny hoe "tany" dia ilazana an'i Israely. DH: "Ny vahoaka Israelita" (UDB)