plt_tn/dan/09/03.md

20 lines
800 B
Markdown

# Natodiko tamin'ny Tompo Andriamanitro ny tavako
Eto ny hoe "tava" dia ilazana ny fifantohan'i Daniela. DH: "nampifantoka ny fifantohako tamin'ny Tompo Andriamanitra aho" na "nanitsy ny eritreritro tamin'ny Tompo Andriamanitra aho"
# mba hitady Azy
Ireo izay te hahafantatra an'i Yaveh sy hitalaho Aminy dia nambara ho toy ny hoe mitady ara-bakiteny izy ireo mba hahita an'i Yaveh.
# fifadian-kanina, fiakanjoana lamba fisaonana, ary nipetraka teo amin'ny lavenona
Fihetsika fanehoana fibebahana sy fitalahoana ireo.
# nanao fiaiken-keloka tamin'ireo fahotantsika
"Miaiky ny fahotantsika aho"
# Ianao ilay tokana mitandrina ny fanekena ary mahatoky amin'ny fitiavana ireo izay
"Ianao ilay manao izay nolazainao fa hataonao tao amin'ny fanekenao, ary Ianao dia tia amim-pitokiana ireo izay"