# Natodiko tamin'ny Tompo Andriamanitro ny tavako Eto ny hoe "tava" dia ilazana ny fifantohan'i Daniela. DH: "nampifantoka ny fifantohako tamin'ny Tompo Andriamanitra aho" na "nanitsy ny eritreritro tamin'ny Tompo Andriamanitra aho" # mba hitady Azy Ireo izay te hahafantatra an'i Yaveh sy hitalaho Aminy dia nambara ho toy ny hoe mitady ara-bakiteny izy ireo mba hahita an'i Yaveh. # fifadian-kanina, fiakanjoana lamba fisaonana, ary nipetraka teo amin'ny lavenona Fihetsika fanehoana fibebahana sy fitalahoana ireo. # nanao fiaiken-keloka tamin'ireo fahotantsika "Miaiky ny fahotantsika aho" # Ianao ilay tokana mitandrina ny fanekena ary mahatoky amin'ny fitiavana ireo izay "Ianao ilay manao izay nolazainao fa hataonao tao amin'ny fanekenao, ary Ianao dia tia amim-pitokiana ireo izay"