plt_tn/dan/09/03.md

800 B

Natodiko tamin'ny Tompo Andriamanitro ny tavako

Eto ny hoe "tava" dia ilazana ny fifantohan'i Daniela. DH: "nampifantoka ny fifantohako tamin'ny Tompo Andriamanitra aho" na "nanitsy ny eritreritro tamin'ny Tompo Andriamanitra aho"

mba hitady Azy

Ireo izay te hahafantatra an'i Yaveh sy hitalaho Aminy dia nambara ho toy ny hoe mitady ara-bakiteny izy ireo mba hahita an'i Yaveh.

fifadian-kanina, fiakanjoana lamba fisaonana, ary nipetraka teo amin'ny lavenona

Fihetsika fanehoana fibebahana sy fitalahoana ireo.

nanao fiaiken-keloka tamin'ireo fahotantsika

"Miaiky ny fahotantsika aho"

Ianao ilay tokana mitandrina ny fanekena ary mahatoky amin'ny fitiavana ireo izay

"Ianao ilay manao izay nolazainao fa hataonao tao amin'ny fanekenao, ary Ianao dia tia amim-pitokiana ireo izay"