plt_tn/dan/09/01.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny toko faha 7 sy faha 8 dia tsy milahatra araka ny vanim-potoana. Nitranga tamin'ny mbola naha-mpanjaka an'i Belsazara izy ireo. Ankehitriny ny toko faha 9 dia miverina amin'ny zava-nitranga tamin'ny fanjakan'i Dariosa izay tonga mpanjaka ao amin'ny toko faha 6.
# i Ahasoerosy no efa natao mpanjaka teo amin'ny faritr'ireo Babiloniana
Fampahafantarana fototra io momba an'i Ahasoerosy. Ataon'ny UDB anaty fononteny izany mba hampahazava azy.
# no efa natao mpanjaka teo amin'ny faritr'ireo Babiloniana
DH: "no tonga mpanjaka teo amin'ny faritr'ireo Babyloniana" na "izay mamabo an'ireo Babyloniana." (UDB)
# teo amin'ny faritra
"teo amin'ny firenena" na "teo amin'ny fanjakana"
# Yaveh
Izany no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ny vahoakany ao ami'nny Testamenta Taloha.
# tokony nisy fitopolo taona hatramin'ny nandaozana an'i Jerosalema.
"hatramin'ny fotoana naharava an'i Jerosalema, tokony nitoetra tao anaty faharavana nandritra ny 70 taona izany"
# fandaozana
Midika izany fa tsy misy na iza na iza hanampy na hanangana an'i Jerosalema indray mandritra io fotoana io.