plt_tn/dan/09/01.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny toko faha 7 sy faha 8 dia tsy milahatra araka ny vanim-potoana. Nitranga tamin'ny mbola naha-mpanjaka an'i Belsazara izy ireo. Ankehitriny ny toko faha 9 dia miverina amin'ny zava-nitranga tamin'ny fanjakan'i Dariosa izay tonga mpanjaka ao amin'ny toko faha 6.

i Ahasoerosy no efa natao mpanjaka teo amin'ny faritr'ireo Babiloniana

Fampahafantarana fototra io momba an'i Ahasoerosy. Ataon'ny UDB anaty fononteny izany mba hampahazava azy.

no efa natao mpanjaka teo amin'ny faritr'ireo Babiloniana

DH: "no tonga mpanjaka teo amin'ny faritr'ireo Babyloniana" na "izay mamabo an'ireo Babyloniana." (UDB)

teo amin'ny faritra

"teo amin'ny firenena" na "teo amin'ny fanjakana"

Yaveh

Izany no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ny vahoakany ao ami'nny Testamenta Taloha.

tokony nisy fitopolo taona hatramin'ny nandaozana an'i Jerosalema.

"hatramin'ny fotoana naharava an'i Jerosalema, tokony nitoetra tao anaty faharavana nandritra ny 70 taona izany"

fandaozana

Midika izany fa tsy misy na iza na iza hanampy na hanangana an'i Jerosalema indray mandritra io fotoana io.