plt_tn/dan/08/27.md

12 lines
344 B
Markdown

# reraka ary dia nandry nalemy nandritra ny andro maromaro
"trotraka ary nandry am-pandriana narary nandritra ny andro maromaro."
# nandeha tamin'ny raharahan'ny mpanjaka
"nanao ny asa izay nanendren'ny mpanjaka ahy"
# rikoriko tamin'ny fahitana aho
"raiki-tahotra tamin'ny fahitana aho" na "nisavoritaka tanteraka tamin'ny fahitana aho".