# reraka ary dia nandry nalemy nandritra ny andro maromaro "trotraka ary nandry am-pandriana narary nandritra ny andro maromaro." # nandeha tamin'ny raharahan'ny mpanjaka "nanao ny asa izay nanendren'ny mpanjaka ahy" # rikoriko tamin'ny fahitana aho "raiki-tahotra tamin'ny fahitana aho" na "nisavoritaka tanteraka tamin'ny fahitana aho".